|
|
|
|

Teny iditra1  darondarona
Fototeny  2  darona
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Avonavona miharo hatezerana eo amin' ny fitenenana
5  Fidaondaom-bava, avom-bava, heto-bava, taim-bava. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  insolence, anger [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7  Insolence mêlée de colère [1.3]
Voambolana  8  Ontam-po
Sampanteny 
9  Matoantenin' ny mpanao :
10  Matoantenin' ny fameno :
11  Anarana :
12  Mpamaritra :

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20