Teny iditra (1/4) | 1 dilo |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Enti-milaza fangintsingintsinana amin' ny nify na ny sofina noho ny zavamarikivy nohanina na feonjavatra mikiaka sy mikarantsana henon' ny sofina [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 the pain or sensation of having the teeth set on edge. Lilo is used in the provinces [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 agacement des dents et des oreilles, provoqué par les acides ou par un son strident [1.3] 6 agacement. [Tankarana] [1.19] |
Voambolana |
7 Fahasalamana |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/4) | 11 dilo |
Sokajin-teny | 12 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
13 famaizana, nenina [Taimoro]
[1.78] |
Teny iditra (3/4) | 14 dilo |
Sokajin-teny | 15 Tsy lazaina |
Fanazavàna teny anglisy |
16 [1.2] |
Sampanteny |
|
Teny iditra (4/4) | 19 dilo |
Sokajin-teny | 20 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
21 (l'adjectif dilo du malais ngilu veut dire très acide, qui agace les dents). Nom donné aux fruits de tamarinier, Tamarindus indica L. (Fabaceae). L'arbre s'appelle madilo. Ces fruits riches en acide ascorbique (Vitamine C) étaient transportés à bord des bateaux comme antiscorbutique. [Sakalava]
[1.196] 22 [Mahafaly] |
Voambolana |
23 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |