Teny iditra (1/5) | 1 do |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Karazam-bibilava makadiry [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
4 espèce de grand serpent [Taisaka]
[1.82] 5 espèce de boa [1.54] |
Voambolana |
6 Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/5) | 8 do |
Sokajin-teny | 9 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
10 habokana 11 boka tsy manana rantsana (tanana na tongotra) intsony [Taisaka] [1.78] |
Fanazavàna teny frantsay |
12 lépreux qui a perdu les doigts et les orteils [Taisaka]
[1.82] |
Voambolana |
13 Fahasalamana |
Teny iditra (3/5) | 14 do~ |
Sokajin-teny | 15 tovona |
Fanazavàna teny malagasy |
16 Tovona fanaovana fototeny faharoa milaza toetra mifandray amin' ny hevitry ny fototeny voalohany: Dorehitra (rehitra) [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
17 Préfixe qui distingue les racines primaires des racines secondaires par une transposition de sens du physique au figuré, du concret à l'abstrait: rehitra - dorehitra [1.12] |
Teny iditra (4/5) | 18 do |
Sokajin-teny | 19 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny anglisy |
20 to do: manao, mahefa, mahavita [1.17] |
Teny iditra (5/5) | 21 do |
Sokajin-teny | 22 anarana (eva) |
Fanazavàna teny malagasy |
23 Ny feo voalohany na ambany indrindra amin' ireo ambaratongam-peo fito amin' ny gama [1.1] |
Voambolana |
24 Feon-kira: (amin' ny ankapobeny) |
Sary |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/26 |