Teny iditra | doana | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza fandonana mafy, kapoka midoboka izaitsizy [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Son d'un coup solide. [1.19] | |||||||||||||||
Voambolana | Feo | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Teny iditra | doana | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro] Fangataha, fiangaviana [1.78] | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | adano, adona, andao, doana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |