|
|
|
|

Teny iditra1  endy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fandrahoan-kanina maina tsy misy rano fa asiana menaka: Tsara endy ve ny hena, rankizy? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  anything fried [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  friture, grillade [1.3#125, 1.8]
6  rôti, torréfaction [1.3]
Ohatra  7  Hanina mantamanta rehefa avy nafanafanaina, atao lamolety, ahandroina amin' akorany, vakina fotsiny dia atao endy manta-manta. [2.332]
Voambolana  8  Toe-karena: hanina
Sampanteny 
9  Matoantenin' ny mpanao :
10  Matoantenin' ny iharana :
11  Matoantenin' ny fameno :
12  Anarana :
13  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny endy io

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/21