Teny iditra | 1 eritreritra |
Fototeny | 2 eritra |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 fisainana, asan' ny saina mamakafaka sy mandinika maharitra momba ny zavatra iray [1.1] 5 menimeny, hetsika ny saina [1.13] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 thought, meditation [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 réflexion, méditation [1.3, 1.8, 1.13] 8 pensée, conscience [1.13] |
Ohatra |
9 Aza be eritreritra ny amin' izany ianao. [1.1] 10 Teo andrefan-trano Rasoa no variana sy lasa eritreritra. [2.470] 11 Ambony no ho vadinao anaka, fa aza mba manana eritreritra hianao! [2.324] |
Voambolana |
12 Filôzôfia |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Lohateny |
|
Ohabolana | 23 Ohabolana misy io teny eritreritra io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |