|
|
|
|

Teny iditra1  fahajambana
Fototeny  2  jamba
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Tsy fahitana; toetran' ny olona tsy mahita ny masony: Anisan' ny fahoriana lehibe ho an' ny olombelona ny fahajambana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  la cécité, l'aveuglement [1.3#291]
Ohatra  6  Iaveh hikapoka anao amin' ny firediredena, fahajambana, ary fahaverezan-tsaina [2.996#]
Voambolana  7  Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20