Teny iditra | 1 fahitana |
Fototeny | 2 hita |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Ny maso 5 Fahalalana: Ny fahitana ny maha-mahantra anay ve no iavonavonanareo aminay 6 Fitsarana: Araka ny fahitako ny raharahanareo dia tokony homenao ny karamany 7 Fisehoan-javatra toy ny fanahy, avelo na matoatoa min' ny tena [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
8 sight, vision [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
9 La vue, l’instrument [1.3#251] 10 la vue; une vision [1.8] |
Ohatra |
11 Ny fahitana azy aloha, dia efa lehibe tokoa. [2.472#] 12 Faharesena ho an-dRatovonirina ny fahitana azy. [2.895#] 13 Zazavavy mahafinaritra amin' ny fahitana rehetra. [2.928#] |
Voambolana |
14 Haiaina |
Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny fahitana io |
Lahatsoratra |
16 Randzavola: fahitana ao amin' ny Baiboly |
Fivaditsoratra | 17 fahitana, fitahana, tahafina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/21 |