Teny iditra (1/4) | 1 faitra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 ngidin' ny zavatra hanina, na ny fahoriana midona [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 bitterness, as the taste of quinine. [Mal. pait.] [1.2] 5 bitterness [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 amertume [1.3, 1.8] 7 âcreté [1.3] 8 (du javanais pait). État de ce qui est très amer, ou plus rarement très âcre. Voir, par exemple, anamafaitra, bemafaitra, hazomafaitra, etc. Dans la symbolique malgache, ce qui est amer est généralement réservé aux hommes. On considère donc comme « mâles » les plantes ayant une saveur particulièrement amère. Ce mot prend toute une série de formes dans les diverses provinces. Voir faika (1), faike, faitse, feka, etc. [Merina] [1.196] 9 [Betsileo] 10 [Betsimisaraka] |
Voambolana |
11 Haizavamaniry |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Teny iditra (2/4) | 16 faitra |
Sokajin-teny | 17 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
18 zaza vao teraka, fitondran-javatra [Taimoro]
[1.78] 19 taranaka [Tambahoaka] [1.78] 20 zanaka, taranaka [Sihanaka] [1.78] |
Fanazavàna teny anglisy |
21 a baby, one just born. See TEraka [Provincial]
[1.2] |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/4) | 26 faitra |
Sokajin-teny | 27 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny anglisy |
28 prov. for entina, and tondra [Comp. Eng. bear, to bear children.] [Provincial]
[1.2] |
Sampanteny |
|
Teny iditra (4/4) | 31 faitra |
Sokajin-teny | 32 tambinteny |
Fanazavàna teny frantsay |
33 depuis que. § hàtra. [Tankarana]
[1.19] |
Tsanganana sy sary iray takila |
34 Ny tambinteny rehetra |
Fivaditsoratra | 35 afitra, faitra, ifatra, tarifa |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/10 |