|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  fala
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny anglisy  3  vulva [Provincial] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  4  vulve (bòbo, tèngy). [Tankarana] [1.19]
Voambolana  5  Haiaina

Teny iditra (2/4)6  fala
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8  falana [1.1]

Teny iditra (3/4)9  falà
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11  Ilay hazo anantonana sy amatorana ny tadivavarana amin' ny fandri-borona [Sakalava] [1.1]

Teny iditra (4/4)12  fala
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny frantsay  14  (du malais pala : plante du pied ; la forme des feuilles est comparée à un empreinte de pied humain). Cassinopsis madagascariensis Baill. (Icacinaceae). (voir bemafaitra). [Betsileo] [1.196]
Voambolana  15  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  17  alfa, fala, falà, lafa, alfa, fala, falà, lafa

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31