Teny iditra (1/2) | 1 family |
Fototeny | 2 vily |
Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Fomba entina mamily 5 Ilay fitaovana ahetsi-tanana mampizotra ny fiara na ny sambo amin' ny lalana tiana halehany 6 Azo avily [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 ce qu'on peut détourner, manière de détourner [1.3] |
Ohatra |
8 Rahefa tapitra, hoy Ingahy Ramanitromby: - Tsara fitoraka daholo, tsara family daholo ianareo! [2.270#] |
Teny iditra (2/2) | 9 family |
Sokajin-teny | 10 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
11 fianakaviana, tarakaka 12 karazana [1.17] |
Ohatra |
13 Ho an' ny fanontana izay natao ny 2009, isaorana ny Flora family Foundation, Ford Foundation, Grousebeck family Foundation, Moriah Fund, ary ny West Foundation. [2.424#] |
Haiendriteny |
|
Lohateny |
|
Fivaditsoratra | 16 family, mifaly |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/28 |