Teny iditra |
fangoka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Ny miromoromo tsy voatenona, izay esorina amin' ny lamba: Fango-damba [1.1]
|
| Potipoti-kofehy nohetezana tamin'ny tenona [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | The loose threads of a piece of cloth which are cut off after it has been woven. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Le bout non tressé qu'on enlève des étoffes [1.3]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
fangoka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fandrika, hafetsifetsena [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Deceit, plausible pretence, guile [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Piège, ruse [1.3]
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
fangoka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | In the provinces, both in the root and derivatives, it means an obstruction, an impediment, physical or moral. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana]
Empêchement qui retient (fihehy). [1.19]
|
|
Teny iditra |
fangôka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bezanozano]
fihogo
[1.78]
|
|