|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  fanoharana
Fototeny  2  ohatra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  fandrefesana, famarana [Taimoro] [1.78]
5  Fampitahana, fampitoviana: Efa hatry ny ela no nandrenesana ny fanoharana ny olo-mazoto miasa amin' ny vitsika / Nomeny fanoharona vitsivitsy izahay mba hahazoanay tsaratsara kokoa izay tiany holazaino
6  Tantara tsy mivantana, fa ny biby na ny olona lazaina ao dia ohatra na sary amonosana ny tena izy: Moa mba henonao ilay fanoharana amin' ny zaza mpandany [1.1]
7  fomba filazan-javatra tsy mivantana an'ohatra [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  8  a parable [1.2, 1.7]
9  a comparison [1.2, 1.7]
10  a measure, the means of measuring, a figure of speech [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  11  parabole [1.8, 1.13]
12  comparaison [1.8]
Ohatra  13  Ary mianara ny fanoharana ny amin'ny aviavy [2.996]
14  Ary ny ombalahy nangalan' Andrianampoinimerina fanoharana hoe: [2.48]
15  na dia ho babeko aza hoe fanoharana! [2.470]
Kamban-teny 
Lohateny 
Lahatsoratra  18  Randzavola: fanoharana ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/3)19  fanoharana
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny malagasy  21  fanandramana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  22  essayage [1.13]
Voambolana  23  Toe-karena: zaitra
Kamban-teny 

Teny iditra (3/3)25  Fanoharana
Singan-teny  26  fanoharana
Sokajin-teny  27  anarana (lohatenin' boky)
Voambolana  28  Haisoratra: boky
Mpanoratra  29  Rahidy Basilide

Fivaditsoratra  30  fanarohana, Fanoharana, fanoharana, fanorahana, fanarohana, Fanoharana, fanoharana, fanorahana

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/12