|
|
|
|

Teny iditra1  farasisa
Singan-teny  2  fara, sisa
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Aretina toa mifamindra amin' ny ra mahatonga ho feriferena na ho sarotim-pery [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  [sisa, that which is left.] The tertiary state of syphilitic diseases. [1.2]
6  syphilis [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  syphilis [1.54, 1.8]
Ohatra  8  Manonofy eo amin' ny farafara maloto na misaritaka : farasisa na angatra. [1.381#]
9  Ilaina amin'ny fitsaboana farasisa mahery vaika ihany koa izy ireo (jereo p. [2.424#]
Voambolana  10  Fahasalamana
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny farasisa io

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/10