Teny iditra fefy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Vala fiarovana sy fisakanana, fetra tsy azo ihoarana: Misy fefy ny tokotaninay ka tsy misy alika afaka miditriditra ao
Mitovy hevitra: ampiantany tsivikinindahy ~ aro ~ kiady ~ manda ~ rova ~ tamboho ~ vala [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A fence, a wall, a hedge, an enclosure, a defence.
fefy vato: a stone wall [1.2]
 A fence, an enclosure [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Clôture, haie [1.8]
 (toute l'île : haie vive, mais aussi palissade, clôture, tout ce qui sert de défense). Nom des plantes utilisées à faire des haies, surtout lors qu'elles sont épineuses, défensives. On dit : tokony hamefy ny tanimbolinao ianao : « Vous devriez entourer d'une haie défensive votre jardin potager » [1.196]
Ohatra 
1Ho voasazy ve izay mihoa-pefy? [4.27]
2Tsy mateza loatra anefa ny fefy hazo. [2.117]
3Rindrina tsy misy hirigirika no fefy manodidina ny fiainako. [2.529]
4Mitsangana manatrika ny fefy vy mampisaraka azy amin' ny mpiasa izy ireo. [2.470]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : fefy, fefiko, fefinao, fefiny, fefintsika, fefinay, fefinareo, fefin', fefin-, fefim-
Tovonana : -pefy, -pefiko, -pefinao, -pefiny, -pefintsika, -pefinay, -pefinareo, -pefin', -pefin-, -pefim-
Sampanteny 
 
Kamban-teny 

Teny iditra fefy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Omby vonoina rehefa avy mandevina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The name given to the beef distributed at the ceremony of the afana, usually called henampefy. [1.2]
Haiendriteny 
Tsotra : fefy, fefiko, fefinao, fefiny, fefintsika, fefinay, fefinareo, fefin', fefin-, fefim-
Tovonana : -pefy, -pefiko, -pefinao, -pefiny, -pefintsika, -pefinay, -pefinareo, -pefin', -pefin-, -pefim-
Sampanteny 
Tovy hevitra henampefy
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/10