|
|
|
|

Teny iditra1  fehinkibo
Singan-teny  2  fehy, kibo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  anjan-koditra na tapa-damba lavalava voavoatra afatotra manodidina ny andilana mba hangeja ny fitafiana tsy tiana halalaka [1.65]
Ohatra  5  Endahina ny hodiny anaovana kiraro, pôketra na fehinkibo. [2.117#]
Voambolana  6  Toe-karena: zaitra
Tsipelina hafa  7  fehikibo
Lahatsoratra  8  Randzavola: fehinkibo ao amin' ny Baiboly (=> fitafiana)

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/10