|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fia
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Gia, geja, gehy, fihina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  Root of voafia, fiazana, mamia, amiazana [Javanese peres] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5  compression [1.13]
Voambolana  6  Fizìka
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny mpanao :
8  Matoantenin' ny iharana :
9  Matoantenin' ny fameno :
10  Anarana :
11  Mpamaritra :
12  unkLabel:5av: :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)14  fia
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny malagasy  16  anaran-kazandrano, trondro [Taimoro] [1.78]
17  hazandrano [Taisaka] [1.78]
18  Karazana marakely mainty mipentimpentina [Bara] [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  19  a kind of fish [Sakalava] [1.2]
Voambolana  20  Haibiby: trondro
Anaram-biby 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/17