|
|
|
|

Teny iditra1  fiaran-dalamby
Singan-teny  2  fiara, lalamby
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Karazana fiara entina eton-drano na maotera saingy manana lalana manokana, dia tsoriam-by roa mitovy elanelana hatrany izay atao hoe lalamby; ny fiarandalamby dia antsoina koa amin'ny anarana mahazatra hoe lamasinina [1.1]
Ohatra  5  Ny fiantontatontan' ny fiarandalamby no toa! [2.470#]
6  Asa lahy, na halemem-panahiny, na fitiavany hamalifaly ireto tily pariziana mizaha tany, fa toa izay tian-dry zalahy tily no narahiny fa tsy ny famantaranandrony isaky ny miainga eo amin' ny gara ny fiarandalamby. [2.356#]
Voambolana  7  Fizahatany

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12