Teny iditra | 1 fisiana |
Fototeny | 2 isy |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Toetran'ny zavatra misy, manana ny mahaizy azy: Ny fisian'ny fanahy dia eken'ny firenena malagasy, fa hoy izy hoe "Ny fanahy no olona" [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 existence [1.13] |
Voambolana |
6 Filôzôfia |
Fivaditsoratra | 7 fanisia, fisaina, fisiana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |