Teny iditra | fofon' aina | |
Singan-teny | fofona ; aina | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Rivotra mivoaka amin' ny oron' ny olona na biby, avy manadio ny ra ao amin' ny havokavony ka matetika fanamarinana fa mbola velona misy aina ilay izy [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [ fofon-aina ] The breath; lit. the breath of life. [1.2] | |
Ohatra | ka raha sofiny hianao mba tandrony aho raha mikopaka hianao mba mihodina aho raha manao fofonaina mifanerana hianao [2.131] | |
Voambolana | Haiaina | |
Fivaditsoratra | fofoanina, fofon' aina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19 |