Teny iditra | fofy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Taolana lavalava kely maranitra fisoritan' ny vehivavy ny volony rehefa manao volo [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Same as fiofy [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Instrument pointu en os ou en corne qui sert à séparer les cheveux,' à tracer les raies des tresses [1.3] | |
Ohatra | raha miady izy, hoatra ny bainga, fa raha tsy miady, hoatra ny fofy;
[2.69] | |
Voambolana | Fandram-bolo | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny fofy io | |
Nohavaozina tamin' ny 2024/02/16 |