Teny iditra | gorasy | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fibabohana, fiaikena fa diso na resy [1.1] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Grâce [3.1] | |||||||||
Voambolana | Fivavahana, finoana | |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
Ny fihaviany | Frantsay: grâce. | |||||||||
Tsipelina hafa | garasy ~ girasy | |||||||||
Fivaditsoratra | gorasy, gorisa |
Nohavaozina tamin' ny 2021/10/05 |