Teny iditra hafotsy (fotsy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Ohatra Fa angaha ny hafotsin' ny hoditr'indry no ianjonana amiko, sady nosamboriny tamin' ny sandriny ity zazavavy mahantra, ka notarihiny hivoaka ny trano [2.895]
Haiendriteny 
Tsotra : hafotsy, hafotsiko, hafotsinao, hafotsiny, hafotsintsika, hafotsinay, hafotsinareo, hafotsin', hafotsin-, hafotsim-
Tovonana : -kafotsy, -kafotsiko, -kafotsinao, -kafotsiny, -kafotsintsika, -kafotsinay, -kafotsinareo, -kafotsin', -kafotsin-, -kafotsim-

Teny iditra hafotsy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Bara] (déformation de hafotra) Dombeya hafotsy Arènes (Malvaceae). Écorces à fibres. [1.196]
Anarana siantifika Dombeya hafotsy
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/25