|
|
|
|

Teny iditra1  hamba
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  kambana: zaza hamba [Taisaka] [1.78]
4  kambana [Bara] [1.78]
5  Fisalasalana, tsy fahavononana ka miahotrahotra: Aza matahotra fa hataoko tsy misy hambahamba io
6  Fiatoatoana raha miteny. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7  indecision, hesitation [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8  état de deux objets semblables qui sont accolés: Zaza hamba (jumeaux), laka hamba (bac) [Taisaka] [1.82]
Voambolana  9  Ontam-po
Sampanteny 
10  Matoantenin' ny mpanao :
11  Matoantenin' ny iharana :
12  Anarana :
Mpanahaka  13  Mihambahamba, misalasala, miahanahana, miahotrahotra, miherohero

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31