Teny iditra (1/2) | 1 haolo |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Dia, mirenireny, tsy voatamana hiara-mipetraka amin' ny olona: Amboa haolo, omby haolo 4 Mandosindositra olona, kaody: Haolohaolo iny tovolahy iny. (Aza afangaro amin' ny hoe aolo: tsy misy olona, tsisy mponina) [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 wild, untamed, applied chiefly to wild cattle 6 easily soared, as birds frequently shot at [1.2] 7 wild [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 sauvage [1.8] |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny haolo io |
Teny iditra (2/2) | 12 haolo |
Sokajin-teny | 13 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
14 Fiasana fandoahan-koditra, fampiasan' ny mpanao kiraro indrindra [1.1] |
Voambolana |
15 Fitaovam-piasana |
Fivaditsoratra | 16 aholo, haolo, laoho, loaho |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/19 |