Teny iditra he-
Sokajin-teny endritenin' ny hoe hetra

Teny iditra he
Sokajin-teny tenim-piontanana [fitanisana]
Famaritana malagasy Enti-milaza fiantsoana na fampisehoan-javatra: He! avia hijery itỳ zava-mahazendana itỳ [Rajemisa 1985]

Teny iditra he
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fandikana frantsay  [Tankarana] oui. [David 1952 (takila H)]

Teny iditra he
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Fandikana malagasy  izy (lahy) [Hallanger 1969]

Teny iditra He
Sokajin-teny anarana (simboly)
Fandikana malagasy Singa mietona, faharoa amin'ny firaketan'i Mendeleiev. [3.1]
Fandikana anglisy Helium. [3.1]
Fandikana frantsay Hélium. [3.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31