Teny iditra (1/3) | 1 hetrina |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Lempona, iva; be dia be, sesehena [1.1] |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/3) | 5 hetrina |
Sokajin-teny | 6 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
7 Farihy na dobo taloha fa efa salira ritranefa tsy ialan-drano foana. [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 marais, marécage [1.13] 9 Nom des tourbières et, par extension, de leur végétation, notamment certaines cyperaceae et les Sphaignes, Sphagnum sp.. C'est l'habitat d'élection du drosera malgache : Drosera ramentacea Burchell (Droseraceae). Voir mahatanando. [Merina] [1.196] |
Ohatra |
10 hetrina lehibe, anarany Betsimizara [2.59#] 11 Tanimbary tsoatokana ny hetrina rehetra manodidina ny farihy Alaotra, ny tanety sy havoana amin' ny faritra sisa mampety voly tanety na inona izany na inona, ny zehitra amoron-drano dia tahirin-tanimbary miandry fotoanany fotsiny. [2.472#] |
Voambolana |
12 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
Mpanahaka | 13 hotsaka, heniheny |
Teny iditra (3/3) | 14 hetrina |
Sokajin-teny | 15 anarana |
Voambolana |
16 Haizavamaniry |
Nohavaozina tamin' ny 2022/05/26 |