|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  hety
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fiasana andidiana na anapahana zavatra toy ny lamba, taratasy, volo: Dombo velona ity hety ity
4  Fandidiana na fanapahana amin' ny hety: Hety volon' ny mpangalatra akoho, hono, izao an' ise izao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  scissors [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  ciseaux [1.8]
Voambolana  7  Fitaovam-piasana
Sampanteny 
8  Matoantenin' ny mpanao :
9  Matoantenin' ny iharana :
10  Matoantenin' ny fameno :
11  Anarana :
12  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny hety io

Teny iditra (2/2)15  hety
Sokajin-teny  16  Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy  17  [Bara] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11