|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  hidy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  fefy [Sihanaka] [1.78]
4  Zavatra natao hisakana ny varavarana na vata tsy hivoha na hisokatra avy hatrany rehefa vohaina: Very ny hidim-baravarana
5  Fisakanana tsy hivoha: Mafy hidy ve ity vata ity? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  a closure, a lock [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  serrure [1.8, 1.5.mg#144]
8  fermeture [1.8, 1.5.mg#144]
Ohatra  9  Ndeha hiasa aho, Reniny a, hoy Rainitoandro tsy rototra sady manala hidy ny varavarana ihany. [2.470#]
10  Efa nataon' i Dada tsara hidy sahala amin' ny isan-kariva ny vala, nefa mbola tafavoaka ihany ny omby. [2.472#]
Sampanteny 
11  Matoantenin' ny mpanao :
12  Matoantenin' ny iharana :
13  Matoantenin' ny fameno :
14  Anarana :
15  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny hidy io
Lahatsoratra  21  Randzavola: hidy ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/3)22  hidy
Sokajin-teny  23  anarana
Fanazavàna teny frantsay  24  appellation botanique: Delonix leucantha [2.612]
Voambolana  25  Haizavamaniry: hazo

Teny iditra (3/3)26  hidy
Sokajin-teny  27  anarana
Fanazavàna teny malagasy  28  hidihidy [Taisaka] [1.78]
Voambolana  29  Fahasalamana

Fivaditsoratra  30  Dihy, dihy, hidy

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/20