Teny iditra | 1 iroa |
Sokajin-teny | 2 mpisolo anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Enti-manondro lavidavitra kely: Andeha mipetraka ambanin' iroa hazo iroa ~ Omeo azy iroa [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 that one far away (in sight) [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 Ce, celui-là, celle-là ; voilà: Iroa mihantona iroa ny satrokao (Voilà votre chapeau qui est suspendu) [1.3] 6 celui-là, au loin (visible) [1.8] |
Ohatra |
7 Nangina iroa jiolahy. [2.895] 8 Iza iroa andrefan-trano? [2.131] 9 tapaho koa iroa hazo ngezabe [2.69] 10 Hitako avy eto, Ambohimanatrika iroa. [2.245] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
13 Ny mpisolo rehetra 14 Ny mpisolo rehetra |
Fivaditsoratra | 15 ario, iroa, oria |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |