Teny iditra (1/2) | 1 itsy |
Sokajin-teny | 2 mpisolo anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Enti-manondro zavatra na toerana akaiky somary an-tsisintsisiny: Ovay toerana itsy sary itsy / Omeo ahy itsy, ry Ikoto [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 that, not very close (in sight) [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 celui-là, pas bien loin (visible) [1.8] |
Ohatra |
6 aiza kely hoe itsy atiny itsy hataoko vonjy fo! [2.69#] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
10 Ny mpisolo rehetra 11 Ny mpisolo rehetra |
Teny iditra (2/2) | 12 itsy |
Sokajin-teny | 13 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
14 (ialohan' ny "aoka" mandrakariva) entina mandrara tsy hanao zavatra, omban' ny sisi-kevitra manao hoe "raha manao dia mahita faisane": Aoka itsỳ fa sao mahita angano eo ianao [1.1] |
Ohatra |
15 Ka aok'itsy, anaka. [2.588#] 16 aoka itsy, aoka itsy. [2.285#] |
Nohavaozina tamin' ny 2022/05/02 |