Teny iditra (1/3) | 1 jeho |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Fandeha miadana toy ny mivesatra entana na marary. [1.1] |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/3) | 6 jeho |
Sokajin-teny | 7 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
8 Aretin' omby [1.1] |
Voambolana |
9 Haibiby: fitsaboina momba ny biby |
Teny iditra (3/3) | 10 Jeho |
Sokajin-teny | 11 anaran-tsamirery (ara-baiboly) |
Fanazavàna teny anglisy |
12 Jehu [2.996] |
Fanazavàna teny frantsay |
13 Jéhu [2.996] |
Ohatra |
14 Nony niditra ny vavahady jeho dia hoy izy: [2.996] |
Voambolana |
15 Soratra Masina |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 16 Toko sy andininy momba Jeho |
Tsanganana sy sary iray takila |
17 Fitanisana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |