Teny iditra (1/3) | 1 kaka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Zavatra atao anelanelan' ny rafitra hampihizina azy, na tohan-javatra asisika eo ambaniny mba hahamarin-toerana azy: Asio kakany ity latabatra ity fa mitoletsy 4 Sombin-kanina kely tafasitrika anelanelan' ny nify [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 a wedge; something stuck between the teeth [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 cale, coin; parcelles de nourriture prises entre les dents [1.8] |
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 12 tsikalana |
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny kaka io |
Teny iditra (2/3) | 14 kaka |
Sokajin-teny | 15 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
16 panaris. [Tankarana]
[1.19] |
Voambolana |
17 Fahasalamana |
Teny iditra (3/3) | 18 kaka |
Sokajin-teny | 19 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
20 biby [Sihanaka]
[1.78] |
Anaram-biby |
|
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |