|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  kana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny frantsay  3  ver. § kànkana. [Tankarana] [1.19]
Voambolana  4  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina

Teny iditra (2/4)5  kana
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7  vorombazaha [Taisaka] [1.78]
8  ganagana [Tanosy] [1.78]
Voambolana  9  Haibiby: vorona

Teny iditra (3/4)10  kana
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny frantsay  12  Arbre indéterminé, à bois blanc, sans intérêt. [Bezanozano] [1.196]
Voambolana  13  Haizavamaniry

Teny iditra (4/4)14  Kana
Sokajin-teny  15  anaran-tsamirery (ara-baiboly)
Fanazavàna teny anglisy  16  Cana [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  17  Cana [2.996]
Voambolana  18  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  19  Toko sy andininy momba Kana
Tsanganana sy sary iray takila  20  Fitanisana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31