|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  kary
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Entina milaza olona fetsifetsy koa: Nofaohin' ilay karilahy iny lahy ny sigarako teto ambony latabatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  a thief [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  Se disait des gens madrés [2.415]
6  voleur [1.8]
Kamban-teny 
Anaram-biby 

Teny iditra (2/2)11  kary
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13  Saka dia [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  14  a wild cat [1.7]
15  See this article on the web: where Madagascar’s mysterious ‘forest’ cats came from [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  16  chat sauvage [1.54, 2.415, 1.8, 4.22]
17  Felis lybica ocreata [4.22]
Ohatra  18  dia nanontany ny kary ny alika hoe: [2.69]
Voambolana  19  Haibiby: mampinono
Kamban-teny 
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  25  Ohabolana misy io teny kary io

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/19