|
|
|
|

Teny iditra1  lôjika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  fahaizana manaporofo, fifanarahan-kevitra [1.4]
Fanazavàna teny frantsay  4  logique [1.13]
Ohatra  5  Tsy voahaja foana mantsy, hoy ity mpanao politika tranainy ity, ny lojika amin’ny fomba nenti-nikaro-bahaolana teto ka mihenahena eo foana ny disadisa fa tsy afaka. [4.43]
Voambolana  6  Filôzôfia
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31