Teny iditra | 1 lahabolana |
Singan-teny | 2 lahatra, volana |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 literatiora am-bava mety hiady rima na tsia [1.13] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 littérature orale [1.13] |
Ohatra |
6 Manaraka ireo kosa dia hojerena miandalana ireo lahabolana hafa ahitana ny Angano, ny Tapatono, ny Kabary, ny Beko ary ny Poezia. [2.606] |
Voambolana |
7 Haisoratra: (amin' ny ankapobeny) |
Lohateny | 8 Lahabolana Malagasy (Ramamonjisoa Edouard) |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/08 |