|
|
|
|

Teny iditra1  lambondriaka
Singan-teny  2  lambo, riaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Karazam-biby mampinono any anaty rano ka mivelona amin' ny hazandrano; mety hahatratra 1 metatra sy sasany ny halavany [1.1]
5  dauphin [2.356]
Fanazavàna teny anglisy  6  a sea hog, a porpoise [Provincial] [1.2]
Ohatra  7  Mijery irony andiana hazandrano manidina tsy fahita, na ny lambondriaka misavoana sy manao antsitrika eny anaty ranobe. [2.356#]
Voambolana  8  Haibiby: mampinono

Nohavaozina tamin' ny 2024/01/15