|
|
|
|

Teny iditra1  lamoty
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  kily: atao hoe koa madilo na madiro na voamatony, na lamoty, ataon'ny Vazaha koa "prunier malgache"... [1.10]
4  Hazo madinika be tsilotsilony maniry amin' ny faritany maina any amorontsiraka, manome ilay voa fantatra amin' ny anarana hoe mokonazy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  a small thorny tree with edible fruit similar in appearance and taste to a crab-apple. It is used in making rum, also as a medicine for lunacy [Bara, Sakalava] [1.2]
6  a small fruit found in the south and west [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  fruit d'un arbrisseau dans le sud et l'ouest [1.8]
8  (de lamonty). Nom donné à des arbres ou arbustes à fruits comestibles, même lorsqu'ils ne sont pas épineux. Notamment :
9  Flacourtia ramontchi L'Hér. (Salicaceae). Le « prunier malgache ». Voir lamonty. [Sakalava] [1.196]
10  [Tsimihety]
11  Vaccinium emirnense Hook. (Vacciniaceae). La myrtille malgache, plus connue sous le nom de voaramontsina. [Bara]
12  (
Ziziphus jujuba Mill. (Rhamnaceae). Le jujube. Voir aussi lamotifotsy. [Sakalava]
13 
Capurodendron ankaranense Aubrév. (Sapotaceae) [Tankarana]
14  Fruit comestible. Bon bois d'oeuvre. Également appelé
hazobe. [Sakalava] [Bara]
Voambolana  15  Haizavamaniry: voankazo
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31