|
|
|
|

Teny iditra1  mahantra
Fototeny  2  antra
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Enti-milaza ny olona tsy manana ny ilaina amin' ny fiainana: Tonga nahantra Rabe taorian' ny nahamay ny fananany
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2, 1.7] poor, afflicted
6  [1.2] wretched, miserable.
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] pauvre, affligé
Sampanteny 
8  Matoantenin' ny mpanao :
Mpanahaka  9  malahelo, fadiranovana, faraidiny, miporipory, mikaforoforo, mikokokoko
Lohateny  10  Ilay ariary mahantra (Rapatsalahy Paul)
11  Zaobavy mahantra (Rapatsalahy Paul)
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny mahantra io

Fivaditsoratra  13 

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21