Teny iditra | 1 manakelika |
Fototeny | 2 sakelika |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Maniry sakelika (na tsiry na solofo): Efa manakelika sahady itỳ voasary itỳ ~ Tsy mbola manakelika ihany ny akondro erỳ am-pantsakana [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 se ramifier, émettre des ramifications [1.196] |
Voambolana |
6 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/25 |