Teny iditra |
manasitrana
(sitrana)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Manafaka amin' ny aretina: Dokotera Ranona no nanasitrana azy ~ Mahay manasitrana ny habokana hono izy
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To heal [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Guérir [1.8]
|
Ohatra | Aoka hasehoko an'i Voahirana ity, hoy ny teniny irery fa mety hisy hahazoany manasitrana io vavany toro io.
[2.895]
|
Voambolana |
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
manasitrana |
Ny lasa : |
nanasitrana |
Ny hoavy : |
hanasitrana |
Filaza mandidy : |
manasitràna |
|
|
Teny iditra |
manasitràna
(sitrana)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manasitrana
|
|