Teny iditra | mandoa trosa | |
Singan-teny | mandoa ; trosa | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Mamerina ny vola trosa, mandoa ny vola nosamborina [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Expier, c' est payer sa dette. [2.415] | |
Payer une dette Figuré: expier [1.3] | ||
Ohatra | Indrindra izaho mbola mandoa trosa ity.
[2.4] | |
Voambolana | Toe-karena: ara-bola ary fitantanana | |
Tovy hevitra | manefa trosa | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16 |