Teny iditra (1/4) | 1 mango~ |
Sokajin-teny | 2 tovona |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Tovona fanaovana mpamaritra milaza toetra vitsivitsy toy ny Mangovenavena [1.1] |
Teny iditra (2/4) | 4 mango |
Sokajin-teny | 5 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
6 fivohitry ny handrina, hadondon-kandrina [Taisaka]
[1.78] |
Teny iditra (3/4) | 7 mango |
Sokajin-teny | 8 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
9 , Carissa densiflora Baker et Carissa densiflora var. microphylla Danguy ex Lecomte (Apocynaceae). Les gros exemplaires fournissent un beau bois rouge à grain fin utilisé en marqueterie, tabletterie, et pour les petits meubles. Il ne faut pas le confondre avec celui du manguier : manga, en malgache. [Merina]
[1.196] 10 [Bezanozano] 11 [Betsileo] 12 [Sakalava] |
Voambolana |
13 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Teny iditra (4/4) | 15 mango |
Sokajin-teny | 16 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
17 Anaran-kazo: manga [1.1] 18 manga: the mango tree; its fruit [1.7] |
Fivaditsoratra | 19 mango~, monga, ngoma |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |