Teny iditra (1/6) | 1 mangoro |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
3 A provincial name for a razor [Provincial]
[1.2] |
Voambolana |
4 Fitaovam-piasana |
Teny iditra (2/6) | 5 mangoro |
Sokajin-teny | 6 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
7 mandefitra, mamoritra [Mahafaly]
[1.78] |
Teny iditra (3/6) | 8 mangoro |
Sokajin-teny | 9 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
10 mifandrotsy, mandrotsy [Bara]
[1.78] |
Teny iditra (4/6) | 11 mangoro |
Sokajin-teny | 12 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
13 mihaza lambo [Taisaka, Mahafaly, Tanosy]
[1.78] 14 mihaza amin'alika [Taisaka] [1.78] |
Teny iditra (5/6) | 15 Mangoro |
Sokajin-teny | 16 anaran-tsamirery (haitoetany) |
Voambolana |
17 Haitoetany: tanàna |
Tsanganana sy sary iray takila |
18 Fitanisana |
Teny iditra (6/6) | 19 Mangoro |
Sokajin-teny | 20 anaran-tsamirery (haitoetany) |
Fanazavàna teny malagasy |
21 Ony. 240 km. [3.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
22 Fleuve du versant est de Madagascar qui prend sa source dans la région d'Andaingo (sous-préfecture de Moramanga), et descend vers le sud jusqu'à la confluence avec l'Onive, où il se dirige directement vers l'est. Il traverse alors les sous-préfectures de Moramanga, d'Anosibe et Mahanoro pour se jeter dans l'Océan Indien à Ambodiharina. Il reçoit sur la rive droite la Vangoana, la Sahamaitso, la Sandranety, l'Onive, la Nosivolo grossie de la Sandranapa, et sur sa rive gauche l'Angona, la Sahanjana, la Samarirana, la Manambolo grossie de la Sahamamy et de la Menakarongana, la Tsiamamy et la Sanorakaloto. [1.11] |
Ohatra |
23 Efa tafita an' i mangoro no nandaozako azy, ary ataoko fa tsy ho elo intsony dia ho tafa-paka aty amoron-dranomasina ny loha-tafiky ny Hova. [2.5] 24 atsinanany mangoro, i Moramanga sy ny ala atsinanana; ary andrefany mangoro, ny ala andrefana sisiny Merina [2.48] |
Voambolana |
25 Haitoetany: renirano, farihy |
Anaran-toerana |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
27 Fitanisana |
Sary |
|
Fivaditsoratra | 30 Mangoro, mangoro, morango, Mangoro, mangoro, morango |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |