|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  midona
Fototeny  2  dona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Mipaika mafy amin' ny zavatra iray: Nidona tamin' ny vato ny lakana ka saika nivadika
5  Miafara, tonga hatramy..., mivoaka: Midona any Ankadifotsy itý lanankely itý
6  Mirohondrohona: Midona ny orana any Ankaratra.
7  teny enti-milaza fa mipaika ny mpilalao iray amin' ny lalao daomy, izany hoe tsy manana masom-bato mitovy amin' izay miseho, ka mampandeha an' ilay ao aorianany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8  to collide with, to bump into something [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9  heurter [1.3#113, 1.8]
10  choquer, se heurter
11  aller trouver, aboutir à [1.3#113]
12  se cogner contre [1.8]
Ohatra  13  Dia ho izay henonay midoboka izay tokoa ve ny vatan-tsambo midona amin' ny vato? [2.471]
14  nidona tamin' ny haram-bato ny sambo ka vaky (Le navire a heurté contre un rocher et il s'est brisé) [1.3#113]
15  midona eny amin' ny kianja io lalana io (Ce chemin aboutit à la place) [1.3#113]
Haiendriteny 
16  Ny ankehitriny :
17  Ny lasa :
18  Ny hoavy :
19  Filaza mandidy :
Mpanahaka  20  mipoka, migona
Kamban-teny 
Ohabolana  22  Ohabolana misy io teny midona io

Teny iditra (2/3)23  midonà
Fototeny  24  dona
Sokajin-teny  25  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao midona
Fanazavàna teny malagasy  26  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  27  [1.3#113]
Tsanganana sy sary iray takila  28  Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra

Teny iditra (3/3)29  midona
Fototeny  30  dona
Sokajin-teny  31  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  32  passer (aux dominos) [1.3#114]
Voambolana  33  Kilalao

Fivaditsoratra  34  dinamô, mandio, midona, midonà, mindao, mionda, dinamô, mandio, midona, midonà, mindao, mionda

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/21