|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mifampitolona (tolona)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  3  Se battre, se saisir avec les bras [1.3]
Tovy hevitra  4  mitolona
Mpanahaka  5  Miady, mipaka, mifandronjina, miambàkana, mifandray, mifamofoka, mifandrozona, mifamatraka, mifanakodia, mifanongana, mifamira, mifampitangazona, mifandrirotra, mifanakorofoka, mifanenda, mifanao taingim-bozona, mifampionkina, mifanao taribaniana, mifandatsa-boa, mifandaraboka, mifandrangotra, mifandriro-bolo, mifandria-damba, manao balahazo, mifanala fihina
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny mifampitolona io

Teny iditra (2/2)7  mifampitoloña (tolo)
Sokajin-teny  8  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  9  Mifamely [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31