|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mijadona
Fototeny  2  jadona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Teny ilazana ny tsipika amin' ny sary jeometrika izay manoritra sary mahitsizoro eo amin' ny lafy ianjerany [1.1]
5  manao zoro mahitsy [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6  être planté, se ficher dans, comme une lance ; se tenir droit, raide [1.3#289]
7  perpendiculaire [1.13]
Ohatra  8  fa raha vao mijadona ao an-tanàna ny tongotrao, dia, indro, ho faty ny zaza. [2.996#]
9  Fa raha vao mijadona eo ireo, dia dorana avy hatrany ny emboka rehetra nentina (fito takonana; [2.245#]
Voambolana  10  Matematika: rafitsary
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)16  mijadòna
Fototeny  17  jadona
Sokajin-teny  18  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mijadona
Fanazavàna teny malagasy  19  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  20  [1.3#289]
Tsanganana sy sary iray takila  21  Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra

Fivaditsoratra  22  mijadona, mijadòna, mijodaña, mijadona, mijadòna, mijodaña

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/19