Teny iditra | mitrahotraho ny ranomaso | |
Singan-teny | mitrahotraho ; ranomaso | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ilazana ireo izay toy ny hitomany na efa madiva hirotsaka ny ranomasony noho ny alahelo na hafaliana vokatry ny fihetsehampo [1.1] | |
Tovy hevitra | manganohano ny ranomaso ~ mihandrohandro ny ranomaso | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/19 |