Teny iditra | monge-mahalatsaka | |
Singan-teny | mongena ; mahalatsaka | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Olona vitsivitsy teny, nefa ny teny avoakany manaikitra erỳ [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Used of a steady-going person becoming angry and uttering scornful words [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Qui parle peu, mais dont les paroles sont à l' emporte-pièce ; un pince-sans-rire [2.415] | |
Voambolana | Ontam-po | |
Tovy hevitra | monge-mahefa | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny monge-mahalatsaka io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20 |